plt-x-tanala_num_text_reg/29/06.txt

1 line
485 B
Plaintext

\v 6 Amboary ito fagnatitra ito amin'ny volagna fahafito ho fagnampin'ny fagnatitra abiaby ijay hamboarinareo isaky ny vôloham-bolagna: ny fagnatitra orôna vôtokagna sy ny fagnatitra hohanina ny hiaraka amin'ijay. Io die ho fagnampin'ny fagnatitra orôna mahajatre, ny fagnatitra hohanina momba an'io, ary ny fagnatitra ahidin'ijay. Laha magnano an'ijay fagnatitra ijay anareo, die hankatò ijay vôdidy mba hahatonga hagnitre mamerovero, fagnatitra natao tamin'ny afo hôn'i Yaveh.