plt-x-tanala_num_text_reg/28/23.txt

1 line
585 B
Plaintext

\v 23 Tsy mentsy homenao ho fagnampin'ny fagnatitra orôna mahajatre takina isa-maraigna io. \v 24 Araka ny vôfaritra eto, tsy mentsy omenao isan'andro io sorogna io, mandritra ny fito andron'ny Paska, die ny fagnatitra hohanina natao tamin'ny afo, hagnitre ankasitrahana hôn'i Yaveh. Tsy mentsy omenao ijay ho fagnampin'ny fagnatitra orôna mahajatre sy ny fagnatitra nomina miaraka amin'ijay. \v 25 Amin'ny andro fahafito die tsy mentsy miaraka amin'ny fengonana masina mba hagnome voninahitra an'i Yaveh anao, ka ôka tsy hambôtra ny raharaha mahajatre anao amin'ijay andro ijay.