plt-x-tanala_num_text_reg/28/19.txt

1 line
617 B
Plaintext

\v 19 Fa koja, tsy mentsy magnome fagnatitra atao amin'ny afo anao, die fagnatitra orôna hôn'i Yaveh. Tsy mentsy magnome vatotr'ahombilahy roe, ondrilahy raike, ary janak'ondry herintaogna fito, tsy manan-kilena anao. \v 20 Miaraka amin'ny ondry, die tsy mentsy magnome fagnatitra hohanina koba tsara toto mifangaro diloilo telo ampahafolon'ny efaha anao, ka miaraka amin'ny ondrilahy, roe ampahafolone. \v 21 Isaky ny raike amin'ny janak'ondry fito, die tsy mentsy magnome koba tsara toto ampahafolon'ny efaha anao, \v 22 osilahy raike ho fagnatitra nohon'ny fahotana mba hamboarana fagnavotana hôn'ny tegnanareo.