plt-x-tanala_num_text_reg/28/16.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 16 Mandritra ny volagna vôlohane, amin'ny fahefatre ambin'ny folon'ny volagna, no avy ny Paskan'i Yaveh. \v 17 Amin'ny andro fahadimy ambin'ny folon'ijay volagna ijay ny hamboarana ny fety. Mandritra ny fito andro, tsy mentsy mofo tsy misy masirasira ny hohanina. \v 18 Amin'ny andro vôlohane, die tsy mentsy hisy fengonana masina hagnomejana voninahitra an'i Yaveh. Ôka tsy hambôtra ny asa mahajatre anao amin'ijay andro ijay.