plt-x-tanala_num_text_reg/28/14.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 14 Tsy mentsy asasaky ny hinan-dovay hôn'ny ahomby raike ny fagnatitra nomin'ny fokon'olo, ampahatelon'ny hina ny an'ny ondrilahy raike, ary raike ampahefatry ny hina ny an'ny janak'ondry raike. Die ijay ny fagnatitra orôna isam-bolagna mandritra ny volagnan'ny taogna. \v 15 Ondrilahy raike ho fagnatitra nohon'ny fahotana hôn'i Yaveh ny tsy mentsy omena. Ijay die ho fagnampin'ny fagnatitra orôna mahajatre sy ny fagnatitra nomina miaraka amin'ijay.