plt-x-tanala_num_text_reg/28/11.txt

1 line
601 B
Plaintext

\v 11 Isaky ny fendohan'ny volagna, die tsy mentsy magnome fagnatitra orôna hôn'i Yaveh anao. \v 12 Tsy mentsy magnome vatotr'ahombilahy roe, ondrilahy raike, ary janak'ondrilahy herintaogna tsy manan-kilema. Tsy mentsy magnome koba tsara toto telo ampahafolon'ny efaha ho fagnatitra hohanina mifangaro diloilo hôn'ny ondrilahy raike mandy koa anao. Tsy mentsy magnome koba tsara toto \v 13 mifangaro diloilo ampahafolon'ny efaha ho fagnatitra hohanina isaky ny janak'ondry mandy koa anao. Ijay ny ho fagnatitra orôna, mba hamokatre hagnitre mamerovero, fagnatitra natao tamin'ny afo hôn'i Yaveh.