plt-x-tanala_num_text_reg/27/18.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 18 Yaveh nijaka tamin'i Mosesy hoe: "Alay Josoa janak'i Nona, lelahy ijay ipetrahan'ny Fagnahiko, apitrahy amin'aje ny tagnanao. \v 19 Apitraho eo alohakan'i Eleazara mpisorogna sy eo alohakan'ny fivondrognana abiaby ijy, ka mandidia an-dreo eo alohakan'ny mason-dreo mba hitaritana an-dreo.