plt-x-tanala_num_text_reg/27/15.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 15 Die nivoria tamin'i Yaveh i Mosesy ka nijaka hoe: \v 16 "Ôka anao, ry Yaveh, Andriamanitry ny fagnahin'olombelogna abiaby, hanondro olo eo amin'ny fivondrognana, \v 17 olo ijay hivôka sy hiditra eo amin-dreo sady hitarika an-dreo sy hitondra an-dreo, mba tsy hôtran'ny ondry tsy misy mpiambigna ny fivondrognanao."