plt-x-tanala_num_text_reg/27/09.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 9 Laha tsy manan-janakavavy ijy, die homenareo ny rahalahine ny lovane.\v 10 Laha tsy managna rahalahy ijy, die homenao ny rahalahin'iabane ny lovane. \v 11 Laha tsy managna rahalahy iabane, die homenao ny havane akeke eo amin'ny fianakaviambe ny lovane, ka hangala an'ijay hôn'aje ijy. Ho lalàna mafy haorigna amin'ny didy hôn'ny fokon'olon'Israely ijay, araka ijay efa nandidian'i Yaveh an'ahe.