plt-x-tanala_num_text_reg/27/02.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 2 Nitsangagna teo agnatrehan'i Mosesy, Eleazara mpisorogna, ny mpitarika, ka teo alohakan'ny firaha-monigna abiaby teo amin'ny fidirana ao amin'ny tragno lay fihôgnana areo. Hoy areo: \v 3 "Maty tagne agn'efitre iabanay. Tsy agnisan'ireo ijay niray tetike tao amin'ny antokon'i Kora hanohitra an'i Yaveh ijy. Matin'ny fahotana mandy ijy, ka tsy nanan-janaka lahy.