plt-x-tanala_num_text_reg/26/63.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 63 Io ny raha ijay vôisan'i Mosesy sy Eleazara mpisorogna. Nagnisa ny fokon'olon'Israely tao amin'ny lemak'i Moaba teo amorogn'i Jordana tao Jeriko areo. \v 64 Nefa teo amin'ijay die tsy nisy olo laha tamin'ijay vôisan'i Mosesy sy Arona mpisorogna nagnisa ny taranak'Israely tao agn'efitr'i Sinay.