plt-x-tanala_num_text_reg/26/60.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 60 Arona niteraka an'i Nadaba sy Abiho, Eleazara ary Itamara. \v 61 Maty i Nadaba sy Abiho laha nagnome afo tsy ajo akena teo talohakan'i Yaveh areo. \v 62 Ny lelahy ijay nisaina teo amin-dreo die miisa telo arivo sy roe aligna, die ny lelahy abiaby hatamin'ny ray volagna loho miakatre. Fa tsy vôisa teo amin'ny taranak'Israely areo satria tsy nisy lova nomena an-dreo teo amin'ny fokon'olon'Israely.