plt-x-tanala_num_text_reg/26/48.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 48 Ny fokon'ny taranak'i Naftaly die ito aby: laha tamin'i Jaziela, ny fokon'ny Jazielita, laha tamin'i Gony, ny fokon'ny Gonita, \v 49 laha tamin'i Jezera, ny fokon'ny Jezerita, laha tamin'i Silema, ny fokon'ny Silemita. \v 50 Io ny fokon'ny taranak'i Naftaly, ijay miisa 45.400 lahy.