plt-x-tanala_num_text_reg/26/23.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 23 Ny fokon'ny taranak'Isakara die ito aby: laha tamin'i Tola, ny fokon'ny Tolita, laha tamin'i Pova, ny fokon'ny Povita, \v 24 laha tamin'i Jasoba, ny fokon'ny Jasobita, laha tamin'i Simrona, ny fokon'ny Simronita. \v 25 Io ny fokon'ny taranak'Isakara, ijay miisa 64.300 lahy.