plt-x-tanala_num_text_reg/26/15.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 15 Ny fokon'ny taranak'i Gada die ito aby: laha tamin'i Zefona, ny fokon'ny Zefonita, laha tamin'i Hagy, ny fokon'ny Hagita, laha tamin'i Sony, ny fokon'ny Sonita, \v 16 laha tamin'i Ozny, ny fokon'ny Oznita, laha tamin'i Era, ny fokon'ny Erita, \v 17 laha tamin'i Aroda, ny fokon'ny Arodita, laha tamin'i Arely, ny fokon'ny Arelita. \v 18 Io ny fokon'ny taranak'i Gada, ijay miisa 40.500 lahy.