plt-x-tanala_num_text_reg/26/05.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 5 Robena ny lahimatoan'Israely. Laha tamin'i Hanoka janagne ny fokon'ny Hanokita. Laha tamin'i Palo ny fokon'ny Paloita. \v 6 Laha tamin'i Hezrona ny fokon'ny Hezronita. Laha tamin'i Karmy ny fokon'ny karmita. \v 7 Io ny fokon'ny taranak'i Robenita, ijay miisa 43.730 lahy.