plt-x-tanala_num_text_reg/26/01.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 1 Ka tafaran'ny areti-mandripake ijay nivorianin'i Yaveh an'i Mosesy sy Eleazara janak'i Arona mpisorogna. Hoy Ijy hoe:\v 2 "Isay ny fivondrognan'ny fokon'olon'Israely abiaby, hatamin'ny rôpolo taogna loho miakatre, araka ny ankohonan'ny rajambene, ireo abiaby ijay afaka hienga hiady hôn'ny Israely."