plt-x-tanala_num_text_reg/25/16.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 16 Ka die nivoria tamin'i Mosesy i Yaveh ka nagnano hoe: \v 17 "Reso manahaka ny fahavalo ny Midianita ka tafiho areo, \v 18 satria areo nandray anareo hôtran'ny fahavalo tamin'ny vandin-dreo. Nitarika anareo tamin'ny ratsy areo ny momban'i Peora sy ny momban'i Kosby anakavin-dreo, ilay janaky ny mpitarika tagne Midiana, ijay nivonina tamin'ny andron'ny areti-mandripake tamin'ny raharahan'i Peora."