plt-x-tanala_num_text_reg/25/14.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 14 Ny agnaran'ny lelahy Israelita ijay nivonina niaraka tamin'ny viave Midianita die Zimry janak'i Salo, mpitariky ny fianakavian-drajagna tamin'ny Simeonita. \v 15 Ny agnaran'ny viave Midianita ijay nivonina die Kosby janak'i Zora, ijay loholon'ny foko sy fianakaviana tagne Midiana.