plt-x-tanala_num_text_reg/25/12.txt

1 line
308 B
Plaintext

\v 12 Noho ijay voriano hoe: "Yaveh mijaka hoe: "Indro, magnome fagnikem-pihavagnana an'i Finehasa Iaho. \v 13 Hôn'aje sy ny taranakane misolo an'aje, ho fifagnikem-pisorognana tsy manam-pahataperana ijay satria nanagna jotom-po hôn'Ahe, Andriamanitra ijy. Efa nagnonitre hôn'ny fokon'olon'Israely ijy."'"