plt-x-tanala_num_text_reg/25/08.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 8 Nagnaraka ny lelahy Israelita tao agnaty tragno lay ijy ka nagnatroboka ny lefogna tamin'ny vatagnan'ijy roe io, na ny lelahy Israelita na ny viave. Ka die nijanogna ny areti-mandripake ijay nalefan'Andriamanitra tamin'ny fokon'olon'Israely. \v 9 Niisa efatre arivo sy roe aligna ny matin'ny areti-mandripake.