plt-x-tanala_num_text_reg/25/04.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 4 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Vonio aby ny mpitariky ny fokon'olo ka ahantògny eo agnatrehako areo mba hampiharihariana an-dreo amin'ny andro, ijay die mba hienga tamin'Israely ny firehitry ny havignirako." \v 5 Ka die hoy Mosesy tamin'ny mpitariky ny Israely hoe: "Ny kiraidraike aminareo die tsy mentsy hamono ny olo ijay magnatevin-daharana tamin'ny fanompôna an'i Bala Peora."