plt-x-tanala_num_text_reg/25/01.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 1 Nitoboke tagne Sitima ny Israely, ka nanomboka nijangajanga tamin'ny viavin'i Moaba ny lelahy, \v 2 fa ny Moabita nagnasa ny fokon'olo hômin'ny sorogna hôn'ny andriamanitran-dreo. Ka die nihinagna sady nandohalike tamin'ny andriamanitry ny Moabita ny fokon'olo.\v 3 Nagnatevin-daharana tamin'ny fanompôna an'i Bala Peora ny lelahin'Israely, ka nirehitra tamin'Israely ny havigniran'i Yaveh.