plt-x-tanala_num_text_reg/24/18.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 18 Ka die hanjary fanagnan'i Israely i Edoma, ary Seira mandy koa die hanjary fanagnan-dreo, ny fahavalon'Israely, ijay ho resin'i Israely amin-kery. \v 19 Laha tamin'i Jakoba ny hevian'ny mpanjaka ijay hanagna ny fanapahana, ka hamotike ny sisa tsy maty ao amin'ny tanànan-dreo Ijy."