plt-x-tanala_num_text_reg/24/02.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 2 Nanandratra ny masone ijy ka nahita fa nitoby isaky ny fokony aby ny Israely, ka die avy tamin'aje tao ny Fagnahin'Andriamanitra. \v 3 Nahavôray an'ijo faminaniana ijao ijy ka nagnano hoe: "Efa hijaka i Balama janaka lahin'i Beora, ny lelahy ijay miridiridy maso.