plt-x-tanala_num_text_reg/23/16.txt

1 line
480 B
Plaintext

\v 16 Ka die nihaogna tamin'i Balama i Yaveh ka nametraka hafatre teo am-bavane. Hoy Ijy hoe: "Mipodiana agne amin'i Balaka ka alefaso amin'aje ny hafatro." \v 17 Nipody tamin'aje tagne i Balama, ka io, nitsangagna takekin'ny fagnatitra orôna teo ijy, niaraka tamin'aje ny mpitarik'i Moaba. Die hoy Balaka tamin'aje: "Ino ny nivorianin'i Yaveh?.\v 18 Natombok'i Balama ny faminaniane. Hoy ijy hoe: "Mitsangàna, ry Balaka, ka maharignesa. Mitenoa an'ahe, anao ry janak'i Zipora.