plt-x-tanala_num_text_reg/23/13.txt

1 line
576 B
Plaintext

\v 13 Ka hoy Balaka tamin'aje: "Mba meraha amin'ahe ho agne an-toeran-kafa ijay hahafahanao mahita an-dreo. Ho hitanao ny marivo indrindra amin'ireo, fa tsy ijy abiaby. Agne ny hanitsihanao an-dreo hôn'ahe." \v 14 Ka die nindôsine tao amin'ny harenan'i Zofima i Balama, teo an-tampon'ny Tagnambognan'i Pisga, ka nagnorigna alitara fito hafa ijy. Nagnome ahombilahy raike sy ondry raike teo amin'ny alitara kiraidraike ijy. \v 15 Avy teo die hoy Balama tamin'i Balaka: "Mitsangagna eto akekin'ny fagnatitra orôna eto, laha mbola mihaogna amin'i Yaveh egne ambony egne iaho."