plt-x-tanala_num_text_reg/23/07.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 7 Die nanomboka nivoria ny faminaniane i Balama ka nijaka hoe: "Efa nitondra an'ahe laha tagne amin'i Arama, mpanjakan'i Moaba laha tagne amin'ny tampom-bohitra atsignanana i Balaka. 'Avia tsitsiho hôn'ahe Jakoba, 'hoy ijy. 'Avia mihantsia an'Israely.' \v 8 Amin'ny fomba akore ny hanitsihako an'ireo ijay tsy mbola nitsitsihin'Andriamanitra? Amin'ny fomba akore ny hanoherako an'ireo ijay tsy mbola notoherin'Andriamanitra?