plt-x-tanala_num_text_reg/22/26.txt

1 line
309 B
Plaintext

\v 26 Nagnantogna mandy ny anjelin'i Yaveh ka nitsangagna teo amin'ny toerana teroy hafa ijay tsy misy lalagna iviliana ny andagnine sy ny agnilane. \v 27 Nahita ny anjelin'i Yaveh ny boriky, ka lavo tamin'ny tany tao ambanin'i Balama. Nirehitre ny havigniran'i Balama, ka nifihine tamin'ny fiokane ny boriky.