plt-x-tanala_num_text_reg/22/18.txt

1 line
592 B
Plaintext

\v 18 Namaly Balama ka nagnano tamin'ny lelahin'i Balaka hoe: "Na die hagnome an'ahe ny lapane feno volafotsy sy volamena aja i Balaka, die tsy hihôtre ny jakan'i Yaveh, Andriamanitro, ka handatsake na hampitombo ijay voriane amin'ahe iaho. \v 19 Ka ankehitriny, mba mandiasa eto mandy koa moa niany aligna, mba hahafantarako ny raha bebe kokoa ijay vorianin'i Yaveh amin'ahe." \v 20 Avy tamin'i Balama ny aligna Andriamanitra ka nagnano tamin'aje hoe: "Satria avy mba hangaike anao ireo lelahy ireo, die mitsangàna ka meraha amin-dreo. Nefa ijay jakaiko anao hamboarinao mandy no amboary."