plt-x-tanala_num_text_reg/22/15.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 15 Nagniraka mpitarika rahabe ijay be voninahitra kokoa noho ny vondrogna vôlohane indraike i Balaka. \v 16 Avy tagny amin'i Balama areo ka nagnano tamin'aje hoe: "Ijao no jakain'i Balaka janak'i Zipora: 'Ôka re tsy na ino na ino hanakagna anao tsy hiaraka aminay, \v 17 satria hagnome tsara lavitra sady hagnome voninahitra makadiry hônao iaho, ka hambôtra ijay abiaby vorianinao hatako. Ka mevia moa ka tsitsiho hôn'ahe ijay fokon'olo ijay."'