plt-x-tanala_num_text_reg/22/12.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 12 Namaly an'i Balama Andriamanitra hoe: "Tsy henga miaraka amin'ny lelahy ireo anao. Tsy hanitsike ny fokon'olon'Israely anao satria efa vôtahy areo." \v 13 Nitsangagna i Balama ny maraigna ka nijaka tamin'ny mpitarik'i Balaka hoe: "Mipodia agne amin'ny taninareo satria tsy magneky ny hamela an'ahe hiaraka aminareo Yaveh." \v 14 Die nenga ny mpitarik'i Moaba ka nipody tagne amin'i Balaka. Hoy areo: "Tsy nagneky hiaraka aminay i Balama."