plt-x-tanala_num_text_reg/22/09.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 9 Avy teo amin'i Balama Andriamanitra ka nagnano hoe: "Ijay ny lelahy ijay avy eto aminao io? \v 10 Namaly an'Andriamanitra i Balama hoe: "Balaka janak'i Zipora, mpanjakan'i Moaba, ny nagniraka an-dreo hegnatoy amin'ahe. Hoy ijy: \v 11 'Indro, ny fokon'olo ijay avy laha tagne Egypta die manarogna ny velaran'ny taniko. Amin'ijao mevia ka tsitsiho areo hôn'ahe. Angamba hahefa hiady amin-dreo sady handrôka an-dreo iaho."