plt-x-tanala_num_text_reg/22/02.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 2 Nahita ijay abiaby natan'ny Israely tamin'ny Amorita i Balaka janak'i Zipora.\v 3 Natahotra mahare ny fokon'olon'Israely i Moaba satria rahabe lôtre areo, ka nangorohoro tamin'ny fokon'olon'Israely i Moaba. \v 4 Nijaka tamin'ny loholon'ny Midiana ny mpanjakan'ny Moaba hoe: "Hihinagna ny abiaby ijay magnodidigna antsena manahaka ny ahomby mihinagn'ahitre an-karenana egne ireo rahabe ireo." Ka i Balaka janak'i Zipora ny mpanjakan'i Moaba tamin'ijay fotôgna ijay."