plt-x-tanala_num_text_reg/21/27.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 27 Ijay ny antone hijakanan'ireo ijay mivoria amin'ny ohabolagna hoe: "Avia atoy Hesbona. Ôka ny tanànan'i Sihona hatsangagna indraike ka hapetraka indraike. \v 28 Nisy afo nagnoro laha tao Hesbona, lelan'afo laha tao an-tanàn'i Sihona ijay nandevogna an'i Aran'i Moaba, sy ny tampon'ny toerana ambinin'i Arnona.