plt-x-tanala_num_text_reg/21/24.txt

1 line
583 B
Plaintext

\v 24 Nanafika ny tafik'i Sihona tamin'ny lelan-tsabatra ny Israely sady nangala ny tanin-dreo laha teo Arnona ka hatagne amin'ny renirano Jaboka, hatagne amin'ny tanin'ny fokon'olon'i Amona. Ary mafy ny fari-tanin'ny fokn'olon'i Amona. \v 25 Nangala ny tanànan'ny Amorita abiaby ny Israely ka nitoboke tao amin'ijy abiaby, isan'ijay Hesboba sy ny jana-bohitrane abiaby. \v 26 Hesbona ny tanànan'i Sihona mpanjakan'ny Amorita, ijay niady tamin'ny mpanjakan'i Moaba teo alohake. Nalain'i Sihona aby ny tanine abiaby hatagne amin'ny fari-tanine ka hatagne amin'ny Reniranon'i Arnona.