plt-x-tanala_num_text_reg/21/17.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 17 Avy teo nihira an'itoy hira itoy ny Israely: "Miboiboiha, ra fangalan-drano. Atôvy an-kira ijay. \v 18 Ny fangalan-drano ijay nihadin'ny mpitarikantsena, ny fangalan-drano ijay nihadin'ny manan-kajan'ny fokon'olo tamin'ny fiokam-panjakana sy fiokan-dreo." Avy teo die nienga tao agn'efitre areo ka negnagne Matana.