plt-x-tanala_num_text_reg/21/14.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 14 Ijay ny antone hivorianana ao amin'ny horognan-taratasin'ny Adin'i Yaveh hoe: "Vaheba agne Sofa, ary ny lohasahan-driakan'i Arnona, \v 15 ny antsan'ny lohasahan-drieke ijay mitarika megnagne amin'ny tanànan'i Ara ka mijotso megnagne amin'ny fari-tanin'i Moaba."