plt-x-tanala_num_text_reg/21/12.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 12 Nienga laha tao areo ka nitoby tagne amin'ny Lohasahan-drieke Zareda. \v 13 Nienga tao areo ka nitoby tagne an-dafin'ny Reniranon'i Arnona, ijay agne agn'efitre ijay miitatre avy agne amin'ny fari-tanin'ny Amorita. Reniranon'i Arnona ny fari-tanin'i Moaba, agnelagnelagn'ny Moabita sy ny Amorita.