plt-x-tanala_num_text_reg/21/04.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 4 Nienga laha tao an-tampom-bohitre Hora nomba ny lalagna megnagne amin'ny Ranomasina Mena areo mba hienga hagnodidigna ny tanin'i Edoma. Niha-kivy tanteraka ny fokon'olo tegne an-dàlagna. \v 5 Nivoria nanohitra an'Andriamanitra sy Mosesy ny fokon'olo hoe: "Nagnino ahay no nindôsinao nagnanika hivôka an'i Egypta mba ho faty atoy agn'efitre? Tsy misy mofo, tsy misy rano, ka halanay itoy hanina fadiranovagna itoy."