plt-x-tanala_num_text_reg/21/01.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 1 Laha regnin'i Kananita mpanjakan'i Arada, ijay nonigna tao Negeva, fa nandeha tagne amin'ny lalagna megnagne Atarima ny Israely, die niady tamin'Israely ijy ka nangala ny saragne tamin-dreo ho babo. \v 2 Nivoady tamin'i Yaveh ny Israely ka nagnano hoe: "Laha omenao fandresena amin'io fokon'olo io ahay, die hipotehinay tanterake ny tanànan-dreo." \v 3 Niteno ny feon'Israely i Yaveh ka nagnome an-dreo ny fandresena an'ireo Kananita. Nipotehin-dreo tanteraka areo sy ny tanànane. Nangihina hoe Horma ijay toerana ijay.