plt-x-tanala_num_text_reg/20/27.txt

1 line
430 B
Plaintext

\v 27 Nagnano araka ijay nandidian'i Yaveh i Mosesy. Nagnanike tagne an-tampom-bohitre Hora teo amason'ny fivondrognana abiaby areo. \v 28 Nalain'i Mosesy ny akanjo fisorognan'i Arona ka nampanôvine an'i Eleazara janagne io. Maty teo an-tampon-tendrombohitre i Arona. Ka nijotso i Mosesy sy Eleazara. \v 29 Laha hitan'ny vondrona abiaby fa maty i Arona, die nisaogna an'i Arona nandritra ny telopolo andro ny firenena manontolo.