plt-x-tanala_num_text_reg/20/17.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 17 Mangataka aminao iaho ny mba hamelanao anay homba eo amin'ny taninao. Tsy homba amin'ny harenana na tanim-bôloboke, na hinogna ny rano ao amin'ny lava-drano ahay. Handeha egne amin'ny lalàmben'ny mpanjaka ahay. Tsy hivily henkavanana na henkavia ahay mnadra-pevianay egne amin'ny moron-taninao."