plt-x-tanala_num_text_reg/20/14.txt

1 line
554 B
Plaintext

\v 14 Nagniraka mpitondra hafatre laha tao Kadesy ho agny amin'ny mpanjakan'i Edoma i Mosesy: Ijao ny jakain'Israely rahalahinao: Fantatro ny ady sarotra ijay efa nahajo anay. \v 15 Fantatro fa nijotso tagne Egypta ny rajagnay ka nipetraka tao Egypta nandritra ny fotôgna ela. Nitondra anay tamin'ny fahasahiana sy ny rajagnay mandy koa ny Egyptiana. \v 16 Laha nangaike mahare an'i Yaveh ahay, die naharegny ny feonay Ijy ka nandefa anjely ka nitondra anay nivôke laha tao Egypta. Indro, atoy Kadesy ahay, tanàna raike eto amin'ny faritry ny taninao.