plt-x-tanala_num_text_reg/20/12.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 12 Ka hoy Yaveh tamin'i Mosesy sy Arona: "Satria tsy natoky na nagnome voninahitra an'Ahe ho masigna teo amason'ny fokon'olon'Israely anareo, die tsy hitondra ny fengonana agne amin'ny tany ijay efa nomeko an-dreo anareo."\v 13 Itoy toerana itoy die nangehina hoe ranon'i Meriba satria ny fokon'olon'Israely die nifanditra tamin'i Yaveh teo, ka magnatoro ny tegnane tamin-dreo ho masigna Ijy.