plt-x-tanala_num_text_reg/20/07.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 7 Nivoria tamin'i Mosesy i Yaveh ka nagnano hoe: \v 8 "Alay ny fioke ka avorio ny fivondrognana, anao, sy Arona rahalahinao. Mijakà amin'ny vatolampy eo amason-dreo, ka mandidia mba hiboiboika rano ijay. Hamokatre rano hôn-dreo laha tao amin'ny vatolampy anao, ka tsy mentsy homenao ny fivondrognana sy ny biby fiompine mba hinomine ijay." \v 9 Niresin'i Mosesy laha teo alohakan'i Yaveh ny fioke, araka ny nandidian'i Yaveh an'aje mba hamboarina.