plt-x-tanala_num_text_reg/18/30.txt

1 line
695 B
Plaintext

\v 30 Noho ijay die ôka anao hivoria amin-dreo hoe: "Laha magnome ny tsara indrindra amin'ijay anareo, die tokone hisaina hôn'ny Levita ho hôtran'ny vokatra laha tamin'ny fikororohana sy ny famiajam-bôloboke ijay. \v 31 Die mahajo mihinagna ny ambin'ny fagnomejanareo amin'ny toerana abiaby anareo, anareo sy ny ankohonanareo, satria ijay ny karamanareo ho valin'ny asanareo tao amin'ny tragno lay fihôgnana. \v 32 Tsy ho diso amin'ijay heloka tamin'ny fihinanana sy finomana an'ijay anareo, laha tsy efa nagnatoro tamin'i Yaveh ny tsara indrindra laha tamin'ijay efa niresinareo. Fa ôka anareo tsy haniratsira ny fagnatitra masin'ny fokon'olon'Israely, laha tsy ijay die ho faty anareo."'