plt-x-tanala_num_text_reg/18/28.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 28 Ka ôka mandy koa anao hambôtra fandresana anjara amin'i Yaveh laha tamin'ny ampahafolon-karena ijay resinao laha tamin'ny fokon'olon'Israely. Fa laha tamin-dreo ny tsy mentsy hagnomejanao ny anjarane hôn'i Arona mpisorogna. \v 29 Ankôtran'ny fagnomejana abiaby resinao, tokone hambôtre fandresana anjara amin'i Yaveh anao. Tokone hambôtre an'ijay anao laha tamin'ny raha tsara sady masina indrindra abiaby ijay efa nomena anao.'