plt-x-tanala_num_text_reg/18/23.txt

1 line
509 B
Plaintext

\v 23 Ôka ny Levita hambôtra ny asa mifandraika amin'ny tragno lay fihôgnana. Ho tompon'andraikitra amin'ny fahotana magnodidigna an'ijay areo. Ho lalàna maharitra magneragna ny taranaky ny fokon'olonao ijay. Tokone tsy handova eo amin'ny janak'Israely areo. \v 24 Satria ny ampahafolon-karen'ny fokon'olon'Israely, ijay nomen-dreo ho fandresana anjara amin'Ahe atoy- io ny efa nomeko an'ireo Levita ho lovan-dreo. Ijay ny nivorianako tamin-dreo hoe: "Ôka tsy hanagna lova eo amin'ny janak'Israely areo."