plt-x-tanala_num_text_reg/18/21.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 21 Hôn'ny taranak'i Levy, igne, efa nagnome ny ampahafolon-karena abiaby ao Israely ho lovan-dreo ho valin'ny asa ijay omen-dreo amin'ny fiasanao amin'ny tragno lay fihôgnana Iaho. \v 22 Manomboka ijao die ôka ny fokon'olon'Israely tsy ho avy hagnarivo ny tragno lay fihôgnana, fa ho tompon'andraikitra amin'ijay fahotana ijay areo ka ho faty.